1
Egny an-tendrombohitsa masina ro mitsangagna ny tagnana ze naoriny;
2
Tian'i Yaveh ny vavahadin'i Ziona mihoatsa ny lain'i Jakoba.
3
Tarognina aminao ny raha maresaka, ro tanĂ nan'Andriamagnitsa. Sela
4
Tognoniko ho mpagnara-dia anahy Rahaba sy Babylona.Io , reto Filistia, sy Tyro, miarakamin'i Etopia hanao hoe: " Teraka teo."
5
Ny amin'i Ziona de ho lazaina hoe: " Ny tsiraindraika tamindreo de teraka teo; de ny Avo indrindra mihintsy ro hagnorigna anazy."
6
Soratan'i Yaveh eo emin'ny bokin'ny fagnisan'ny firenena hoe:" Teraka tao io." Sela
7
Ko ny mpihira sy n y mpandihy hiara-hitarogna hoe:" Ao aminao ao aby ny fialofako."