Toko faha 2

1 Nahoana ny firenena ro ao agnaty korotagna,eko nahoana ny ona ro manao teti-dratsy zey tsa hahomby? 2 Miara-mitsangagna reo mpanjakan'ny tany eko miara-mioko manohitsa an'i Yaveh sy ny Mesiany reo mpanampaka, manao hoe:" 3 Oka tsika hamiravira reo rojo vy ze apetrany eto amitsika eko hanoraka reo rojon- dreo." 4 I zey mitoatsa agny an-dagnitsa himehy andreo; haneso andreo ny Tompo. 5 De hitarogna amidreo amin'ny fahasiahany i eko hagnorohoro andreo fahavignirany, manao hoa: 6 Iahop tegnako ro manendry ny mpanjakako ao ziona, tendrombohitsa masina." 7 Hitarogna lalan'i Yaveh raika iaho. Hoy I taminahy: "Zanako agnao! Amin'ty andro ty de rainao Iaho." 8 Mangataha aminahy, de homeko anao ho lovanao reo firenena eko ho fanagnanao reo faritsa lavitsa ndrindra. 9 Ho toroanao amin'ny tehim-by, salan'ny siny reo,hamotipotika anireo agnao." 12 Orohy ny zanaka nge hasiaka aminao i, ko ho maty amin'ny lalan'ny firihetan'ny fahasiahany mandritsa ny fotoagna fohy agnao.Tretrika reo ze mitadia fialofana Aminazy.