Toko faha 117

1 iderĂ ,aby agnareo firenena; asandrato I, agnareo vahoaka aby. 2 Satria ny famindram-pony de lihibe eo agnatrehatsika, sady maharitsa mandrakizay ny fahamendreham-pitokian'i Yaveh. Derao i Yaveh.