Toko faha 8

1 Reo anaky lahiny Benjamina limy la Bela anany voalohany, Asbela, Ahara, 2 Noha, voho Rafa. 3 Reo anaky lahin'i Bela la Adara, Gera, Abihoda, 4 Abisoa , Namana, Ahoa, 5 Gera, Sefofana, voho Horama 6 Reto gny avorohotan'i Ehoda zay lohan'ny fianakavian'ny olon;i Geba, zay voatery nifindra tagny Manahata: 7 Namana, Ahia, voho Gera, zay nitariky gnan-drozy tamin'ny fifindran-drozy. Ie ro ran'i Oza voho Ahihoda. 8 Saharaima la niteraky tagny an-tanin'i Moaba, tafaran'ny nisarahany am-panambalia tamin'i Hosima voho Bara valiny. 9 Tamin'i Hodesy valiny, ro niterahan'i saharaima gnan'i Jobaba, Ziba, Mesa, Malkama, 10 Jeoza, Sakia, voho Mirma. Reo gny anaky lahiny, mpiatariky tao amin'ny fianakaviany. 11 Fa niteraky gnan'i Abitoba voho Elpala tamin'i Hosima avao koa ie. 12 Gny anaky lahin'i Elpala la Ebera, Misama, voho Samera(zay nagnory gnan'i Ono voho Loda sady gny ana-bohiny magnodidy). 13 Teo avao koa i Beria voho Sema. Lohan'ireo fianakavia nipetraky tagny Aialona, zay nandroaky gny olon'i Gata rozy. 14 Reto iaby gny anaky lahin'i Beria: Ahio, Sasaka, Jeremota, 15 Zebadia, Arada, Adera, 16 Mikaela, Jispa, voho Joha. 17 Reto iaby gny anaky lahin'i Elplala: Zebadia, Mesolama, Hizky, Hebera, 18 Jismeray , Jizlia, voho Jobaba. 19 Reto iaby gny anaky lahin'i Simey: Jakima, Zikry, Zabdy, 20 Elienay, Ziletahy, Eliala, 21 Adaia, Beraia, voho Simrata. 22 Reto iaby gny anaky lahin'i sasaka: Jispana, Hebera, Eliala, 23 Abdona, Zikry, Hanana, 24 Hanania, Elama, Antotia, 25 Jifdia, voho Penoela. 26 Reto gny anaky lahin'i Jerhama: samseray, Seharia, Atalia, 27 Jaresia, Elia, voho Zitry . 28 Reo ro lohan'ny fianakavia voho mpitariky zay nipetraky tao jerosalema. 29 Gny razamben'i Gibeona, la Jehiela, zay atao hoe Imaka gny valiny, la nipetraky tao Gibeona. 30 Gny anaky lahiny voalohany la Abdona, narahin'i Zora, Kisy, Bala, Nadaba, 31 Gedora, Ahio, voho zakera. 32 Anaky lahin'i Jehiela hafa i Miklota, zay niteraky gnan'i Simea. Nipetraky tegnny agniulan'ny longony tegny Jerosalema avoao koa rozy. 33 Nera la ran'i Kisy. Kisy la ran'i saoly. saoly la ran'i Jonatana, Malklisoa, Abinadaba, voho Asbala. 34 Meribala la anaky lahin'i Jonatana. Meribala la ran'i Mika. 35 Gny anaky lahin'i Mika la Pitona, Maleka, Tarea, voho Ahaza. 36 Ahaza la ran'i Joada. Joada la ran'i Alemeta, Azmaveta, voho Zimry. Zimry la ran'i Moza. 37 Moza la ran'i Binea la ran'i Rafa. Rafa la ran'i Elasa. Elasa la ran'i Azela. 38 Nana gnanaky eny mirahalahy i Azela: Azrekama, Bokero, Isimaela, Searia, Obadia, voho Hanana. 39 anak'i Eseka, rahalahiny, la Olama anaky lahiny voalohany, Jeosy lahiaivo, voho Elifeleta fahatelo. 40 Johary mpialy voho mpanipy tsipika reo anaky lahin'i Olama. Nana gnanaky voho zafy maro rozy, 150 gny fitambarany. Reo iaby reo la agisan'ny avorohotan'i Benjamina.