Toko 1

1 Adama, Seta, Enosy, 2 Kenana, Mahalalila, Jereda, 3 Enoka,Metosela,Lameky. 4 Sema, Hama vo i Jafeta gny zanadahin'i Noa. 5 Reo zanadahin'i Jafeta dra Gomera,Magoga,Maday, Javana, Tobala,Maseta,dra i Tirasa. 6 Dra reo zanadahin'i Gomera dra i Asekenaza, Rifata, dra Togarma. 7 Reo zanadain'i Javana dra i Elosa, Tarisisy, Kitima,dra Dodanita. 8 Reo zanadahin'i Hama dra i Kosy,Mizraima,Pota, dra Kanana. 9 Reo zanahin'i Kosy dra i Seba, havila, Sabta, Ragama, dra Sabketa.Reo zanadahin'i Ragama dra i Seba vo i dedana. 10 Koa niteraky an'i Nimroda, zay mpandresy volohany teto an-tany. 11 Mizraima dra lasa razamben'ereo Lodita, Anamita, Lehabita, Naftohita, 12 Patrosita vo gny Kaslohita (zay niavian'ereo Filistiana), dra reo Kaftorita. 13 Kanana niteraky an'i Sidona,lahimatoany, vo Heta. 14 Lasa razambeny Jebosita. Amorita, vo i Girgasita, 15 Havita, Arkita, Sinita, 16 Arvadita, Zemarita, dra gny Harnatita avo koa izy. 17 Reo zanadahin'i Sema dra Elama, Asyra, Arpahada, Loda, Arama, Oza, Hola,Gatera, dra Maseka. 18 Arpaksada niteraky an'i Sela, dra Sela niteraky an'i Ebera.Nana-janaky ro lahy i Ebera. 19 Gny agnarany raiky dra i Palega, satria tamy androny dra nizara gny tany.Joktana gny agnarany rahalahiny. 20 Joktana niteraky an'i Almodada, Salefa, Hazarmaveta, Jera, 21 Hadoroma,Ozala, Dikla 22 Ebala, Abimaela,Seba, 23 Ofira, Havila, Jobaba;taranak'i Joktana avo koa reo. 24 Sema, Arpaksada, Sela, 25 Ebera, Pelega, reo, 26 Seroga, Nahora, Tera, 27 Abrama, zay Abrahama zay. 28 Reo zanadahin'i Abrahama dra Isaka vo i Isamaela. 29 Tahoky aby gny zanadahin'izay reo:gny lahimatoan'Ismaela dra i Nebaiota, laha teo Kedara, Abdela, Mibsama, 30 Misma,Doma, Masa,Hadada, Tema, 31 Jetora,Nafisy, dra i Kedma.Reo gny zanadahin'Ismaela. 32 Reo zanadahin'i Ketora, vadisindranon'i Abrahama, dra i Zimrama, Joksana, Medana, Midiana, Jisbaka, dra Soaha.Reo zandahin'i Joksana dra i Sheba vo Dedana. 33 Reo zanadahin'i Midiana dra i Efaha, Efera, Hanoka, Abida, dra Eldaha.Reo aby reo dra taranak'i Ketora. 34 Abrahama niteraky an'Isaka.Reo zanadahin'Isaka dra i Esao vo Israely. 35 Reo zanadahin'i Esao dra i Elifaza, Regoela, Jeosy, Jalama, dra Kora. 36 Reo zanadahin'i Elifaza dra Temana, Omara, zefo, Gatama, Kanaza, Timna, dra Amaleka. 37 Reo zanadahin;i Regoela dra i Nahata, Zera, Sama, dra i Miza. 38 Reo zanadahin'i Seira dra i Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, dra i Disana. 39 Reo zanadahin'i Lotana dra i Hori vo i Homana, dra Timna gny anabavin'i Lotana. 40 Reo zanadahin'i Sobala dra i Aliana vi Manahata, Ebala, Sefy, dra Onama. Reo zanadahin'i Ziona dra Aia vo i Ana. 41 Gny zanadahin'i Ana dra i Disona.Reo zandahin'i Disona dra Hamrana, Esbana, Jitrana dra Kerana. 42 Reo zanadahin'i Ezera dra i Bilana, Zavana, dra Jakana.Reo zanadahin'i Disana dra i Oza vo i Arana. 43 Tahoky reo mpazaka ze nazaka tany amy tany Edoma talohany nazakan'izay mety ho mpazaka teo amin'ereo Israelita:Bela zanadahin'i Beora, dra gny agnarany tanany dra Dinaba. 44 Fa gny maty Bela, dra Jobaba zanadahin'i Zera laha tagny Bozra gny nazaka nandimby gny toerany. 45 Fa gny maty Jobaba, dra Hosama laha tagny amy taminy Temanita gny nazaka nandimby gny toerany. 46 Fa gny maty Hosama, dra i Hadada zanadahin'i Bedada, zay nandresy reo Midianita tagny amy tanin'i Moaba, gny nazaka nanndimby gny toerany.Avita gny agnarany tanany. 47 Fa gny maty Hadada, dra nazaka teo amy toerany i Samla laha tagny Masreka. 48 Fa gny maty Samla, dra nazaka nandimby gny toerany i Saoly laha tagny Rehobota Hanahara. 49 Fa gny maty Saoly, dra nazaka nandimby gny toerany i Bala-hanana zandahin'i Akbora. 50 Fa gny maty Bala-hanana zanadahin'i Akbora, dra nazaka nandimby gny toerany i Hadara.Pao gny agnarany tanany.Gny agnaram-baliny dra Mehetabela zanakapelan'i Matreda zanakapelan'i Me-zahaba. 51 Maty Hadada.Dra gny lohan'ereo foko tagny Edoma dra i Timana, Alva, Jetata, 52 Oholibama. Elaha, Pinono, 53 Kenaza, Temana, Mibzara, 54 Magdiela, dra i Irama.Reo gny lohan'ereo foko tagny Edoma.