Toko faha 21

1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Mifaly amin'ny herinao ny mpanjaka, Yaveh! Akory ny halehiben'ny hafaleany amin'ny famonjena nomenao! 2 Nagnome anazy fagnirian'ny Tony eko tsa nolavinao by fangatahan'ny molony. Sela 3 Feny mitondra fitahiana be ho anazy Agnao;nametraka satro-boninahitsa volamena madio ndrindra teo an-dohany 4 Agnao.Nangataka aigna taminao i;de nagnome anazy Agnao; nomenao andro be mandrakizay dpria i. 5 Lihibe nohon'ny fandresenao ny voninahiny; efa nagnome famirapiratana sy voninahitsa ho anazy Agnao. 6 Fa magnome antoka fitahiana maharitsa ho anazy Agnao; mampiravoravo anazy amin'ny hafalean'ny fagnatrehanao Agnao. 7 Fa matoky an'i Yaveh ny mpanjaka; amin'ny alalan'ny fagnikena mahatokin'ny Avo Indrindra ro tsa hagnala anazy. 8 Hanambotsa ny fahavalonao aby ny tagnanao; hanambotsa an'ny ze mankahala anao ny tagnanao havagnana. 9 Amin'ny fotoagnan'ny fahatizeranao, de handoro andreo ao amin'ny lafaoro mirehitsa Agnao. 10 Handevogna andreo ao amin'ny fahatizerany i Yaveh, eko handevogna andreo amin'ny afo. hamotika ny zana-dreo amin'ny tany sy ny tarana-dreo eo agnivon'ny olombelogna Agnao. 11 Fa nikasa hagnisy ratsy anao reo; namolavola teti-dratsy ze tsa hahom-biazany reo! 12 Fa hampiamboho andreo Agnao; hamotika ny tsipikanao eo alohan-dreo Agnao. 13 Misandrata, roa Yaveh, amin'ny herinao hihira sy hidera ny herinao agnay.