Toko faha 16
5
Gny faritanin'ny fokon'i Efraima ze nitonondro ho gnan'ny fokon-dreo la tahaky zao magnaraky zao; gny faritanin'ny lovan-dreo agny atignana l anianga an'ny atorot-adara nagna Beti-horona atety,
6
sady nitohy ziskiagny an-dranomasy zay. Bakagny Mikmeta avaratsy zay ro nive nanignana nagna Tanata-silo sady nahazo gny sisinizay agny atignana zisikiagny janoha.
7
La nizotso bakagny Jonoha nahazo an'i atorota voho Narata zay, sady bakeo nahatratsy an'i Jeriko, sady nifara tagny Jordana.