Toko faha 10 15

7 Sady gny faritany la niakatsy tagny Debira zisiky amigny lagnitanin'i Akora, sady nagnavaratsy, niodiky agnaraky an'i Gilgala, ze tandrifin'ny havoan'i adomina, ze agny amigny lafy avaratsy gny lagnitany. Bakeo gny faritany nagnaraky gny loharanon'i Ensemesy saady nandeha tagny En-rogela. 8 La niakatsy gny lagnitanin'i Beni-Hinoma ka zisky amigny lafy atimon'ny tanan'ny Jebosita (ze, i Jerosalema) gny faritany. La niakatsy zisky amigny tendron'ny havoa ze manaro gny lagnitanin'i Hinoma, agny avaratsy, ze ao amigny farany avaratsy gny lagnitanin'i Refaita zay. 18 Fotoa fohy tafaranizay, la nagna amin'i Otniela i Aksa sady narisiky hangataky tonda amigny babany i. Lafa nizoso tamigny borikiny i, la hoy Kaleba tagnaminy he: ''Ino ro ilanao?'' 33 Tao amigny tany havoa nagnabo vatany agny andrefa, la nisy an'i Estaola, Zora, Asna, 34 Zanoa, En-ganima, Tapoa, Enama, 35 Jarmota, Adolama, Soko, Azeka, 36 Saraima, Aditaima, sady Gadera (ze Gederotima). Efatra ambifolo isa reo tana reo, miaraky amireo vohitsy kelikeliny. 37 Zenana, Hadasa, Migdaqla-gada, 38 Dilana, Mizpa, Joktela, 39 Lakisy, Bozkata, glona. 45 Ekrona, miaraky amireo tana voho reo gnanakavohitsy magnodidy anizay; 46 Bakeo Ekrona ka siziky amigny Ranomasy Bevata, reo fonegna iaby ze agnilan'i Asdoda, miaraky amireo vohitsy kelikely. 47 Asdoda, reo tana voho reo gnanakavohitsy magnodidy anizay; Gaza, reo tana voho reo ganank'avohitsy magnodidy anizay; zisiky agny amigny lagnitan-driak'i Egytpa, sady zisky amigny ranomasy bevata amindray amigny moronsirak'izay. 48 Ao amigny tany havoa, Samira, Jatira, Soko, 49 Dana, Kiriata-sana (ze, Debira), 50 Anaba, Estemo, Anima, 51 Gosena, Holona, sady Gilo. Raiky ambifolo reo tana reo, miaraky amireo vohitsy kelikeliny.