Toko faha 2

1 Tafararan'izay dra nagnotany an'Yaveh iDavidaary nirehaky hoe;'tokony hiakatsy any amin'gny iray amin'ireo tananan'ijoda ve aho?''Namaly azy i yaveh hoe:"Miakara."Hoy davida Hoe;"Agny amigny tanana aiza no tokony handehanako?"Dra namaly Yaveh hoe:"Any Hebrona." 2 Noho izany Dra niakatsy niaraky tamin'ireovaliny roa i Davida,dra,dra i Ahinoama avy any jezirelita, sy Abigaila avy agny Karmela,ilay mpitondrategna nangan'i Nabala. 3 Ninday ireo olona izay niaraky taminy,izay samby ninday ngy fianakaviany avy,hoangy amin'ireo tananan 'i Hebrona,izay nanomboky nonenan'izy ireo iDavia. 4 Boak'eo avy ireo lelahy avy angy zoda ary nangosotsy an'i davida ho pajaka eo amigny havan 'i joda. Hy izy reo tamin'i Davida hoe:" Ireo olon'i jebesigileada no nandevina an'i Saoly." 5 Noho izany dra nangiraky pinday hafatsy ho any amin'ireo olon'i jabesi-gileada i Davida ary nirehky tamin'izireo hoe:"Tahiny. yaveh handrareo, satria handrareo dra napiboaky izany tsy fivalihana izany tamin'i Saoly topondrareo vo nandenin'anazy. 6 Amizao haneho fagneke-pihavana sy mivaliky vo fahatokia amireo anie Yaveh. Izaho avo koa dra hanehoanizay fahasoava zay amindrareo akory nanao anizay raha zay handrareo. 7 Ko amizao dra, aoky hatazaky gny tagnandrareo; managna hareipo fa maty i Saoly topondrareo, dra gny fokon'i Joda nagnososy anahy ho pazaka eo amin'ereo. 8 Fa Abnera zanadahin'i Nera, pifehy gny tafik'i Saoly, dra nangalaky an'i Isboseta zanadahin'i Saoly dra ninday anazy tagny aminy Mahanaima. 9 Nanao an'Isboseta ho pazakan'i Gileada, Asorita, Jezirela, Efraima, Benjamina, dra amin'i Israely aby izy. 10 Efapolo tao Isboseta zanadahin'i Saoly gny nanomboky nazaka teo amin'Israely, dra nazaka nandrisy gny ro tao izy. Fa nagnaraky an'i Davida gny fokon'i Joda. 11 Fito tao sy enim-bola gny fotoa nazakan'i Davida tamigny fokon'i Joda tao Hebrona. 12 Abnera zanadahin'i Nera, dra reo panopon'Isboseta zanadahin'i Saoly, dra niala tao Mahanaima ho agny Gibeona. 13 Dra Joaba zanadahin'i Zeroia vo reo panopon'i Davida dra niboaky vo nihao tamin'ereo teo amigny farihin'i Gibeona. Tegny ereo nipetraky, gny vondro raiky teo agnilanigny farihy dra gny vondro raiky hafa teo angagniny. 14 Hoy Abnera tamin'i Joaba ho: "Aoky hisanga vo hifanina eo anoloasika reo tovolahy." Dra hoy Joaba ho: "Aoky hisanga ereo." 15 Dra nisanga vo nindray nivory reo tovolahy, ro ambiny folo boa'amin'i Benjamina vo Isboseta zanak'i Saoly, dra ro ambiny folo boak'amireo panopon'i Davida. 16 Gny lelahy sirairay dra samby nisambosy gny pifanandry taminazy tamigny lohany vo nasatony gny sabany teo amigny alinigny pifanandry taminazy, dra nindray lavo ereo. Ko dra tonoka tamigny zaka Hebreo ho: "Helkata-hozorima" na "Sahan-sabasy" zay toera zay, ze agny Gibeona. 17 Zaka fatrasy gny aly tamin'io andro io dra resy teo anolon'ireo panopon'i Davida i Abnera vo reo lelahin'Israely. 18 Teo reo zanak'i Zeroia telo lahy: Joaba, vo Abisay, dra Asahela. Gny tombok'i Asahela dra malaky fandeha manahaky gny gazela-lia. 19 Dra Asahela nagneziky mariny an'i Abnera vo nagnaraky anazy sy nive tamigny lalany gnolon'aby. 20 Nagnety gny tao afarany i Abnera dra nanao anizahoky ho: "Hanao ra io ry Asahela?" Namaly izy ho: "Zaho tiky." 21 Dra hoy Abera taminazy ho: "Mivegna agny amigny akavananao na gny akavianao, dra manambora raiky amireo tovolahy dra alao gny feliany." Fa sy nive i Asahela. 22 Dra hoy ndraiky i Abnera tamin'i Asahela ho: "Azanogny gny fagnezehan'anahy. Nagnino zaho gny tokony hamely anao amigny tany? Ataoko akory gny hagnatri-tava an'i Joaba, rahalahinao?" 23 Fa sy nagneky gny hivily i Asahela, dra nitrobaran'i Abnera gny asin-defony gny vatany, dra niboaky boak'ao an-damosiny gny lefo. Nikarapaky dra maty teo Asahela. Ko ze olo avy teo amigny toera ze napikarapoky vo nahafaty an'i Asahela, dra nizano vo sy nihesiky teo. 24 Fa nezehin'i Joaba vo Abisay i Abnera. Gny fa niletiky gny masoandro, dra avy teo amigny havoan'i Ama, ze agnilan'i Gia eo amoronigny lala magnagny amigny efis'i Gibeona ereo. 25 Nindray nivory tao afaran'i Abnera reo lelahin'i Benjamina dra nisanga teo ataponigny havoa. 26 Boak'eo dra nitoka an'i Joaba i Abnera dra nizaka ho: "Sy maisy handrapaky mandrakizay ra gny sabasy? Sy fatanao ra fa halailay zay agny amigny farany? Mandrak'ombia hanao vo hizaka gny olonao ba hisahasy sy hagneziky gny rahalahiny ereo? 27 Dra namaly Joaba ho: "Raha bo velo koa gny Zagnahary, raha sy nizaka anizay hanao, dra ho nagneziky reo rahalahin'ereo mandra-maray reo miaramilako!" 28 Dra nisioky gny anjomara i Joaba, dra nizano gny olony aby dra sy nagneziky gny Israely sasay, na nialy ereo. 29 Nandrisy anizay hariva zay dra nandeha namakivaky an'i Araba i Abnera vo gny olony. Nisaky an'i Jordana ereo, nandeha nandrisy gny maraindray totolo, dra avy tao Mahanaima. 30 Nihery boaky nagnitriky an'i Abnera i Joaba. Namory gny olony aby izy, dra i Asahela vo miaramila sivy ambiny folo boak'amin'i Davida gny sy teo. 31 Fa reo olon'i Davida dra namono 360 lahy tamigny olon'i Benjamina ze nindray tamin'i Abnera. 32 Boak'eo sea nalan'ereo i Asahela dra naleviny tao amigny lolon-drany, ze tao Betlehema. Dra Joaba vo reo olony nandeha gny hariva totolo, dra vo nangiran-drasy ereo avy tagny Hebrona.