Toko faha 3

1 Sady reto iaby gny anaky lahin'i Davida zay naterany tagny Hebrona:' Amnona ro anaky lahiny voalohany, anak'i Ahinoama bakagny Jezirela; Daniela ro faharoe , anak'i Abigaila bakagny Karmla; 2 Absaloma, anak'i Maka, anaky ampelan'i Talmay mpanjakan'i Gesora ro fahatelo. Adonia anaky lahin'i Hagita ro fahaeatsy; 3 Sefatia anaky lahin'i Abitala ro fahalimy; Jitreama anaky lahi'i Egla valiny ro fahaeny. 4 Reo eny reo ro naterak'i Davida tao Hebrona, zay nanjakany nandritsa gny fito tao voho enim-bola. Bakeo ie nanapaky nandritsa gny telopolo teloamby tao tao Jerosalema. 5 Reto zazalahy efatsy , zay bakamin'i Batsoa anaky ampelan'i Amiela, la naterany tagny Jersalema: Simea, Sobaba, Natana, voho Solomona. 6 Reo anaky lahin'i Davida sivy hafa la : Jibara, Elisama, Elifeleta, 7 Noga, Nafega, Jafia, 8 Alisama , Eliada, voho Elifeleta. 9 Reo anaky lahin'i Davida , tsy agnatin'io reo anany bakamin'ireo vaditsindranony. Tamara ro anabavin-drozy. 10 Rehoboama ro anaky lahin'i Solomona. Abia ro anaky lahin'i Rehoboama. Asa ro anaky lahin'i Abia. 11 Josafata ro anaky lahin'i Asa. Jehorama ro anaky lahin'i Josafata, Ahazia ro anaky lahin'i Jehorama. Joasy ro anaky lahin'i Ahazia. 12 Amazia ro anaky lahin'i Joasy . Azaria ro anaky lahin'i Amazia. Jotama ro anaky lahin'i Azaria. 13 Ahaza ro anaky lahin'i Jotama. Hezekia ro anaky lahin'i Ahaza. 14 Manase ro anaky lahin'i Hezekia. Amona ro anky lahin'i Manase. Josia ro anaky lahin'i Amona. 15 Johanana ro anaky lahin'i Josia anakilahiny voalohany, Joiakima ro faharoe, Zedekia ro fahatelo, voho Saloma ro fahaefatsy. 16 Jekonia voho Zedekia ro anaky lahin'i Joiakima. 17 Reo anaky lahin'i Jekonia, zay Babo, la Sealtiela, 18 Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, voho Nedabia. 19 Zerobabela voho Simey ro anaky lahin'i Pedaia. Mesolama voho Hanania ro anaky lahin'i Zerobabela; Selomita ro anabivin-drozy. 20 Reo ananky lahiny limy hafa la Hasoba, Ohela, Berekia, Hasadia, voho Josaba-heseda. 21 Reo anaky lahin'i Hanania la Pelatia voho Jisaia. Rafaia ro anaky lahiny voho Arnana, Obadia, voho Sekania ro tena avorohota. 22 Semaia ro anaky lahin'i Sekania. Hatosy , Jigala, Baria, Nearia, voho safata ro anaky lahin'i Semaia. 23 reo anaky lahin'i Nearia telo la Elioenay, Hezekia, voho Azrikama. 24 Reo anaky lahin'i Elioenay fito la Hodaia, Eliasiba, Pelaia, Akoba, Johanana, Delaia, voho Anany.