Toko faha 4
1
Mizaka iaho fa e mpandova, raha mbola zaza izy, da tsy hafa ame gnandevo, ndre da tompon' e raha agnaby aza.
2
Kanefa izy da eo ambony fifehezan'gne mpiamby sy gne mpihompy raha lafovidy mandra-pevian, gne daty izay napetraky e rainy.
3
Da mitovy amizany isika, Tam'tsika mbola koboty kidy, nandevozin'ngne lalàna mifehy an'ity tany ity isika.
4
Fa rehefa avy gne fotoa, nagniraky gne zanany gne zagnahary, zaza nibôky tamè viavy, mipetraka ambanin'gne lalàna.
5
Izany gne naniny mba hamonjè gn'olo rehetra mipetraky ambany lalàna, sady koa, mba ahalasa atsika ho zanany.
26
Fa am'zao fotoa zao kosa, i jerosalema da laza firenena afaka ary izy gne Reny niteraky atsika.
27
Satria, efa voasoratra hoe:" Mifalia anareo tsy miteraky, momba. Angio sady kohy mafy da mafy gne haravoa ho anao tsy mana olagna amè fiteraha. Satria, maro gne zanaky gne mpangala-zaza nalà noho ny gne manambady mpanambady".