Marka 1 16

19 Rehefa niresaka taminjareo ny Tompo dia nampiakarina ho any an-danitra, hipetraka eo an-tanakavanan'Andriamanitra. 20 Ary lasa ry zareo nitory tamin'ny tontolo rehetra teny. Niara niasa taminjareo ny Tompo ary nanamarina ny teny rehetra tamin'ny alàlan'ny famantarana sy fahagagana izay miaraka aminy. 1 Raha afaka ny andro sabata dia nividy ny zava-mangitra anosorana ny fatin'i Jesosy i Maria Magdalena sy Maria maman'i Jakoba ary Salome. 2 Ny andro voalohany tamin'ny herin'andro dia nakeny amin'ny fasana ry zareo satria vao niposaka ny masoandro 3 Dia nifagnotany ry zareo: ''Iza no nanala ny vato teo amin'ny varavaram-pasana.'' 4 Rehefa nitraka zareo dia indro tazany fa voakodia niala ny vato izay tena geda be. tokoa 5 Rehefa nitsofoka tao agnaty fasana zareo dia nahita gaogna niakanjo fotsy nientotra teo an-kavanana dia natahotra ry zareo. 6 Dia hozy io gaogna io taminjareo: ''Aza matahotra ianareo, mikaraka an'i Jesosy avy any Nazareta izay nomboina tamin'ny hazo fijaliana angaha ianazreo? Tsy aketo Izy fa efa nitsangana tamin'ny maty; teto no nametrahanareo Azy. 7 Fa mandehana lazao ny mpianany sy Petera fa hialoha lalana ho anareo hankeny Galilia Izy ary any no ahitanareo Azy arika izay nolazainy tamininareo.'' 9 Nitsangana tamin'ny maty tampolakeka vôlôny amin'ny herin'andro Jesosy, ary niseho tamin'i Maria Magdalena, ilay vehivavy nandoahany demonia fito. 10 Dia lasa Maria nilaza vaovao niaraka tamin'i 11 Jesosy izay mbola nisaona sy nitomany. Rehefa reninjareo fa velona Jesosy ary niseho tamin'i Maria dia tsy nihino mihintsy zareo. 12 Tao afaragn'izay dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'izy roa lahy Izy izay nandeha ho any an-tsabo. 13 Dia niverina nzareo nilaza vaovao tamin'ny mpianany hafa fa tsy nihino koa ireo. 14 Farany niseho tamin'ny iraikambin'ny folo lahy i Jesosy ary mbola raha teo ampihinanan-kaninina izy ireo, ary nanome tsiny anjareo Jesosy satria tsy nino ireo Azy, nohon'ny hamafisan'ny fony satria tsy nino izay efa nisehoany nitsanganany tamin'ny maty zareo! 15 Ary hozy tamin'ireo: ''Mandehana, mitoria ny fialazantsara amin'ny ola dahôly ianareo 16 Izay mino sy hatao batisa no ho vonjena fa izay tsy mety mino kosa no helohina. 17 Ireto ny famantarana izay hagnaraka izay mino: ''Amoaka demonia amin'ny anarako zareo, ary hiteny amin'ny fiteny tsy mbola hainy izy. 18 Handray menarana izy ireo, Ary na dia higoka raha mahafaty azy izy ireo dia tsy ampagnino an'azy izany; hametra-tanana ny marary zareo dia ho sitrana ireny.'' 19 this page is intentionally 20 left blank