toko faha59

1 Afaho amin'ireo fahavaloko aho,Andriamagnitsa o,apitraho egny amin'ny ambony lavitsa ze mitsangagna hanohitsa anahy aho. 2 Arovy am'ireo mpanao heloka aho ary avoto amireo ona te ady. 3 De misaigna ny kendrena ny aiko reo.Reo mpanao ratsy mahery de mivory hanohitsa anahy.De tsa noho ny heloko na ny fahotako ry Yaveh. 4 Miomagna ny hamono anahy reo leko tsa mana-pahadisoana aza aho.Mifohaza de vonjeo aho ka jireo. 5 Agnao ry Yaveh Andriamagnitsa tompon'ny maro;lay Andriamagnitsa ny Israely,mitsangàna ary faizo ny firenena aby;aza amena famindram-po ze panao meloka.Sela 6 Mivory aby reo sy hariva,mivovo mitovy amin'ny amboa reo de mandehandeha erakin'ny tanàna. 7 Jireo mandrezatsa amin'ny vavany reo;Sabatra ro eo amin'ny molony,de hoy nataondreo hoe"Ia ro mahare agnahy?" 8 Fa agnaho ry Yaveh de mimehy an'azy reo;ataonao fimehezana ny firenen'aby. 9 Andriamagnitsa ;heriko o,hihaino Agnao aho,tilikamboko ambony. 10 Hihaona amiko ny Andriamagnitro miaraka amin'ny fagnikeny mahatoky; Andriamagnitsa no hamela ahy hahita ny fagniriako amireo fahavaloko. 11 Aza vonoana reo fa nge hadignony ny oloko.Aelezo amin'ny fahefana reo de ataovo migetraka,ry Tompo ampinganay. 12 Noho ny fahotany vavandreo sy ny tarognany somindreo,aoka ho samborina amin'ny fireharehany reo,de amin'ny ozogna sy amin'ny lenga ro hanoroandreo hevitsa. 13 Levony amin'ny fahasahiagnao reo,levogny reo mba tsa hisy koa;avilao ho fantandreo fa Andriamagnitsa ro mpanjaka eo amin'i Jakoba sy hatramin'ny farany tany.Sela 14 Mipody reo sy hariva,mivovò de koa amboa mandehandeha erany tanàna. 15 Miriorio mitadia hanina i,sy tysa i de agny ihany mandritra ny aligna. 16 Fa hihira mombany Herinao aho,de hihira ny fitiavanao tsa miova sy maraigna!Fa hafaleana be ho agnahy agnaho sady fialofana amin'ny andro fahoriako. 17 Ho Agnaho ry heriko,no hihirako fiderana;fa Andriamanitsa ro fiarovana ambony ho agnahy,de lay Andriamagnitsiny ny famindrampo.