Toko faha 3 4

4 Gny lelany gny zaza minono la mirekisy amy gny lagnilagniny nony gny maran-drano; mangataky hany gny zaza, nefa fa la tsy misy gn'azy reo. 5 Gny ze nihina hany reo lafo vily henan'izao la mosary gn'an-dala egny; gny reo ze nibeazy nisiky siky voloparasy, la mandry amy gny fako miavosy egny henan'izao. 6 Gny fandiloa gn'anak'apelany gtn'oloko la foloay nony gny gnan'i Sodoma, fa narobaky t'agnainy gn'andro fohy zay voho tsy nisy nanolo-tagna mba hitahy azy. 9 Gny ze nivonoy tzmy gny mesa la vatany sambasy toy zay gny rozy ze matiny gny mosary, ze osa, tinomboky tamy gny tsy fahampiany vokasy baka am-baibo agny. 10 Gny tagnany gn'apela malemy fagnahy reo la fa nahandro avao gn'anany reo; nanjary sakafon-drozy reo zisiky gn'andro nandrobaha gn'anak'apelany gn'oloko rozy. 11 Namoaky gny siakiny iaby i Yaveh; nandasaky gny siakiny meloky I. Nandrehisy afo ta Ziona ao mba hagnoroa gny pisy azy I. 12 Tsy nieky gny mpanjakany gny tany reo, voho tsy nieky gny fokonolo ambony tany eto, fa mahazo milisy tamy gny vavahadin'i Jerosalema gn'arahambany reo ndre gny mpanohisy. 13 Nisy zay nony gny fagnotany gny mpaminagny reo voho gn'eloky gny mpisorony reo nandasaky gny ràny gny tò igny t'agnevony tao 19 Gny mpagnidy anay la malaky gny hisakiny nony gny voromahery an-dagnisy egny reo. Nagnidy anay t'agnabo-vohisy tegny rozy voho nanao hotroky ho gn'anay tamy gny tany mosary tagny. 20 Gny fitem-pony gnay amy gny voronay eo la---gny voahosotr'i Yaveh igny---I gny voasambosy t'an-davakin-drozy igny; gny nirehafy igny he: ''Ambaniny gn'alokiny ao ro ahavelo anayamy gny firene iaby.'' 21 Mifalia la miravoravoa, ra gn'anak'apelan'i edoma, hanao ze mitoboky amy gny tanàn'i Oza agny. Fa ho gn'anao avao koa ro handrosoa gny kapoaky; ho mamo hanao sady la hampibofoky gn'ainao. 22 ra gn'anak'apelan'i Ziona, fa ho tapisy fandiloa anao, tsy hagnalava gny sesin-taninao I. ka nefa ra gn'anak'apelan'i edoma, hagnameloky I; tsy handomboky gny fagnotanao reo I.